Pain de mie perdu

124

ODY AM-BAVA FO na SAKAFO MARAINA

Zavatra ilaina:

pain de mie,

atody2,

ronono 1/2L;

siramamy izay tiana, 

"sucre glace"

dibera na menaka

Fikarakarana azy :

- Alaina ny pain de mie dia zaraina 2 misopirana,

- kapohana miaraka ny atody,ronono ary siramamy;

- ampandalovina tsirairay ao anaty fangaro ny mofo dia endasina amin'ny dibera na menaka;

- rehefa aroso dia rarahana "sucre glace" kely

FANAMARIHANA:

 azo soloina mofo tsotra ny pain de mie

Nahandron'i Dina Ramangatsihoarana

 

Catégorie: 
Matériels: