Petit croque monsieur

295

Croque monsieur style quiche hihi.

Zavatra ilaina : 

Moule madeleine 1, rouleau pâtissier , emporte pièce rond.
Pain de mie 12
Mortadelle 100g 
Fromage 100 g
Poivron lehibe 1
tongolo be 
ronono 25 cl
Maïzena 1cas
dibera 10 g
sira sy dipoavatra

Fikarakarana azy:

Alaina ny pain de mie tapahina amin'ny emporte pièce rond, fisahina amin'ny rouleau pâtissier alefa anaty moule.
Tapahina en dé daholo ny mortadelle poivron oignon, atsasaky ny formage.
Râper na kosa ny ambin'ny fromage.
Vita izay dia araraka ao amin'ilay pain de mie anaty moule.

Béchamel : 
Alaina ilay beurre epoina, araraka ny maïzena avy eo ny lait, arohina foana, rehefa matevina dia esorina ary araraka anatin'ilay pain misy mortadelle sns teo.
Farany fromage râpé. Alefa four dia rehefa miepo ny fromage dia esory.

Vita mazotoa homana.
de Nalitiana Tafangy