Poisson farci

168

POISSON FARCI
Zavatra ilaina :

merlan 6, pate blanche 125g, champignon noir, tongolo maitso, kotomila, sira, fecule 2 sotro, atody 1, tongolo gasy, sakamalaho, oignon

Fikarakarana :
Lomana rano mitokana avy ny pate blanche sy ny champignon noir
Tetehina madinika tongolo maitso, oignon, champignon noir...
Totoina: tongolo gasy, sakamalaho
Diovina ny trondro, didiana manaraka ny lavany ny kibonny trondro (tsy eo aminilay fanalana tsinainy fa ilay ilany misy vombony) tatahina toy io amin’ny sary io no fanalana ilay taolany. Kikisana moramora hiala ny nofony avy eo (toy io amin’ny sary ihany)

Farce:

afangaro nofo na trondro, pate blanche, champignon noir, tongolo maitso, kotomila, sira, fecule, atody , tongolo gasy, sakamalaho, oignon
Averina asesika ao anatin’ilay kibona trondro efa niala nofony amin’izay nolalorina menaka . Azo endasina fa ny ahy teto nampidiriko lafaoro 200° mandrapaha mendiny.

MAZOTOA DAHOLO E!

de Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: