Porc laqué aux oignons

Portrait de Angie
742

 

LAOKA : "PORC LAQUE AUX OIGNONS"

Zavatra ilaina : 
nofon- kisoa na nofon- tsorony
tantely na coca cola
tongolo gasy
tongolo
sakamalaho
sira - tantely na coca cola
sauce soja
menaka

FIKARAKARANA AZY :
- tetehana dia alona 1 ora amin'ny tantely na coca cola ny soron-kisoa na nofon-kisoa 
- Asiana sauce soja, sira , sakamalaho , tongolo gasy 
- vita izay, dia azo endasina amin'izay 
- rehefa mendy tsara, dia arotsaka ny saosy tavela, dia andrasana ho ridritra, izay vao arotsaka ny tongolo voatetika boribory (tsy andrahoina ela be) dia vita

Mazotoa o !

- Nahandron'i Saholy Rabevazaha

 

Catégorie: