Pudding 1

181

zavatra ilaina : 

mofo, Atody, ronono, siramamy, rhum, beurre

fikarakarana azy:

afangaroko ny ronono izay tiana sy ny atody 2 na 3 araka ny habean'ny moule,  siramamy ary rhum, dia kapohana tsara
rehefa voakapoka sy mifangaro tsara ireo dia arotsako ny mofo, tena mofo maina be,  tena ilay efa mafy be reny, izay notapatapahana tamin'ny antsy, dia avela hilona ao mandrapahaleminy, tsy avela malemy be loatra koa anefa, dia asiana beurre tsara ny moule, dia arotsaka anaty moule ny fangaro.

atsofoka anaty laforo a 180°-200° vita rehefa doré tsara.

NB: azonao asina raisin sec io fa alona anaty rhum kely aloha, na koa asiana etrait de vanille na cannelle

Mazotoa homana tompoko

de Sand Rand

 

Catégorie: 
Matériels: