PUDDING 2

451

PUDDING

ILAINA :
Mofo maina
Dibera 20g
Siramamy 70g
Ronono 1/2l
Atody 2
Voaloboka maina (Raisin sec) 30g
"Poudre amande" 2 sotro

FIKARAKARANA :
- Lomana amin'ny ronono ilay mofo halemy 
- arotsaka ny siramamy sy amande ary dibera
- kapohana mitokana ny atody, avy eo atambatra amin'ilay mofo 
- arotsaka ny voaloboka maina, atao amin'ny lasitra efa nosorana dibera sy nofafazana lafarina ny paty
- atao anaty lafaoro 175°C mandritry ny 45minitra (efa nafanaina mialoha ny lafaoro)

nahandron'i  MC Dietrich 
sarin'i Mamy Ny Aina Zakason

Catégorie: