Puré au poisson

487

Puré au poisson - Nofon-trondro sy ovy

Zavatra ilaina:

- nofo-trondro
- Ovy
- sira, 
- dipoavatra kely
- maionaise 
- celeri 
- salady
- voatabia 

Fikarakarana azy:

- Nandrahoina tamin'ny entona ny nofo-trondro dia nototoina,
- Andrahoina amankodiny ny ovy , voasana ary totoina dia asiana sira 
- Atambatra izy roa ireo ary asiana dipoavatra kely sy maionaise 
- sasana dia tetehina madinika ny celeri ary afangaro ao hanome hanitra
- Haingoina ka ny salady no atao lafika dia ny voatabia atsatoka ampovoany 

mazotoa o

Nahandron'i Tiana Parlato

 

Catégorie: