Roti de poulet

Portrait de Angie
519

POULET ROTI- Akoho roti 

Zavatra ilaina :

akoho 1

"vinaigre balsamic"

tongolo gasy vovony

sira

dipoavatra

menaka

tantely

Fikarakarana azy :

1/ Akoho iray madio nilomako tamin'ny "vinaigre balsamic", vovona tongologasy, sira, dipoavatra, menaka, tantely , ireo no nafangaro

2/ Lomana farafahakeliny 1 andro mialohan' ny handrahoana azy no sady avadibadika sy tsatotsatohana antsy ilay faritra misy nofo be mba hahazo tsiro tsara koa ny any anatiny.

Fandrahoana azy:

Mety daholo na lafaoro 150℃ na andrahoana amin'ny afo malefaka mamdrapa lasa azy mendimendy tsara.

Tapahana araka zay tiana no rarahana ny saosiny.

Mazotoa o 

Nahandron'i Tiana Parlato 

 

Catégorie: