Salade de fruit

112

TSINDRIN-TSAKAFO - DESSERT : SALADE DE FRUIT

Mora atao tokoa ary afaka mampiasa izay zava-misy araka ny fotoana.

ZAVATRA ILAINA:

litchis,
manga,
mananasy,
paoma,
poara,
azo ampiana fraise koa ohatra
ranomboasary makirana

FIKARAKARANA AZY:

Sasana tsara avokoa ny voankazo
Voasana dia tapatapahina atao somary mitovy habeany daholo izy rehetra,
Rarahana ranomboasary makirana
Asina siramamy arak'izay itiavana azy,
Asiana biscuit haingony

vita tompoko dia mazotoa o !

Nahanadron'i Holinirina Ramanankasina

 

Catégorie: 
Matériels: