Salade de fruit

900

TSINDRIN-TSAKAFO - DESSERT : SALADE DE FRUIT

Mora atao tokoa ary afaka mampiasa izay zava-misy araka ny fotoana.

ZAVATRA ILAINA:

apongaben-danitra,
paoma
kiwi
voaloboka maina
ranomboasary makirana
siramamy kely
asiana toaka kely raha tiana

FIKARAKARANA AZY:

Esorina nofon'ny apongamben-danitra
Voasana ny Kiwi dia sasana tsara vao tetehana
Voasana ny paoma raha tsy bio dia tetehana
Arotsaka ny voaloboka maina
Rarahana ranomboasary makirana
Asina siramamy arak'izay itiavana azy,
Asiana toaka kely raha tiana

vita tompoko dia mazotoa o !

Catégorie: