salady couscous

Portrait de Angie
209

salade de couscous

zavatra ilaina:

Celeri, salady mena , karoty masaka, gros oignon , voatabia, katsaka anaty boite , couscous, voasary makirana, menaka , sira.

Fikarakarana azy:

Fenoina rano matimaty mandifotra azy ny couscous,saromana minitra vitsivitsy.

Tsy nandrahoana ny couscous an fa lomana rano fotsiny. 50g couscous dia fenoina rano matimaty mandifotra azy 60ml  eo, avy eo saromana mandritra ny 5 minitra. Azo ampiasaina zay tiana hanaovana azy. Mahasolo vary, ovy, katsaka, paty, mofotetehana madinika daholo :celeri, salady mena , karoty masaka, gros oignon , voatabia  , ampiana katsaka anaty boite , afangaro amin'ny couscous, ary asiana voasary makirana, menaka ary sira sira.

Afangaro tsara daholo, dia vita mora sady malefaka.

Mazotoa o 

 

de Tina Parlato

Catégorie: