Salady legioma

651

FANOKAFAM-BAVONY : SALADE HARICOT VERT, ÉPIS DE MAIS, SAKOA 

Zavatra ilaina

hoan'olona 4: 
haricot vert 500g 
sakoa 2 lehibe 
épis de mais 1kapoaka 
voatabia 2 
radis 4,
sauce citron

Fikarakarana:
ampangotrahina ny haricot vert, 
tetehina lavalava ny sakoa, 
silahina manaraka ny lavany ny katsaka, 
tetehina lavalava ny voatabia, 
tetehina boribory manify ny radis. 
Asiana ilay sauce citron dia avela hilona kely vao aroso. 

Mazotoa

Nahandron' i Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: