Salady legioma 2

486

Salady legioma - salade de legumes 

Zavatra ilaina : 

Concombre,
Sakaibe (poivron) miloko isankarazany,
Tongolo,
Persil,
Dipoavatra,
Ranomboasary makirana,
Menaka oliva,
Sira,
azonao ampiana voatabia, atody masaka, charcuterie sy fromazy kely ...

Fikarakarana azy:

Sasana tsara avokoa ny legioma

- tetehina madinika rehefa avy nosasana tsara araka izay paozy tiana: nyconcombre atao boribory, ny karoty kikisana, 

- Manao "sauce vinaigrette" : ranomboasary makirana na vinaingitra sy menaka oliva ary sira ( mba hampatsiro azy dia tsara raha asiana siramamy 1 tsongo)

- Araraka ambony ny legioma efe milahatra anaty vilia ny saosy dia aroso.

Mazotoa daholo

Nahandron'i Tiana Parlato

 

 

mazotoa homana o

 

Catégorie: