sandwich akondro sy voanjo

24

Sandwich akondro sy voanjo

ity izany dia sakafo tena tian'i Elvis mpihira mihintsy ka zaraina fa tena mety amintsika satria mora atao gouter koa 
Zavatra ilaina :

akondro 1 , beurre d'arachide ou beurre de cacahuète 2 sotro, (ilay crème voanjo efa vita amin'ny tavoahangy ireny koa mety), beurre 1 sotro , 2 pain de mie pour le sandwich.

Fikarakarana azy:
- voasana ny akondro dia potsipotserina amin'ny fourchette mandrapahatonga azy crème,

- afanaina amin'ny lapoaly ilay mofo ary dia hosorana ilay beurre d'arachide sy creme de banane ny ilany avy,

- atambatra avy eo ary dia asiana beurre ny lapoaly ka aveka hitsonika io

- endasina ny mofo ivelany avadika mba samy ho menamena tsara

izay dia vita.
Mazotoa o

recette de Angie Boutax

 

Catégorie: 
Matériels: