Saosy maivana

Portrait de Angie
677

Saosy maivana na "sauce maigre" indray no haroso , 

Zavatra ilaina :

"yaourt nature" tsy misy siramamy , na " fromage blanc" 80 à 100g ,
ranomboasary makirana 1,
hasina tongologasy 1,
sira sy dipoavatra kely ary curry ( curry malagasy raha manana)

Fikarakarana azy: 

Afangaro tsara ireo rehetra ireo , 
Azo hihinanana ny salade rehetra , 
Natao ho an'ny rehetra koa , na kely na lehibe ,indrindra ho an'izay te hiala menaka indraindray. 

mazotoa o 

Nahandron'i Najaina Jalain

 

Catégorie: