Saumon fumé sy brocolis

398

DUO SAUMON FUME BROCOLI

ny tena anarany dia hoe :Timbales de saumon fumé au mousse de brocolis.

ZAVATRA ILAINA : 

"brocolis" 250 g
Atody 2 lehibe
Ronono 5 cl
Didina "saumon fumé" 4 isa
Sira sy dipoavatra

FIKARAKARANA :
- Masahana ny "brocoli" , masahana ny atody 
- Miaraka totoina avy eo ny "brocoli", atody, ronono efa nasiana sira sy dipoavatra
- Alaina ny "ramequin" 4 ( savaivo 7,5cm eo - 10 cl eo) na "lasitra muffin", didinana ny nofon'ny "saumon" ny lasitra (tsy mila hosorana dibera satria mbola hitera-menaka ny trondro)
- araraka ny "mousse" efa voatoto teo.
- Alefa anaty lafaro efa nafanaina mialoha 180°C mandritry ny 20minitra. Vita.

Tsara hohanina ny androtr'iny ihany.

Nahandron'i Ny Eko Soké Zita

Catégorie: 
Matériels: