Smoothie à la papaya

304

SMOOTHIE A LA PAPAYE  (boisson)

ZAVATRA ILAINA:

papaye 500g,
yaourt nature 2,
voasary 2,
voasary makirana 1/2,
tantely (hanamamiana azy fa azo soloina siramamy izay tiana)

FIKARAKARANA AZY:

mixer- na miaraka ny papaye voatetika, yaourt nature, ranona voasary makirana, tantely, ranona voasary
raha tiana hatsora kokoa ny vokatra azo dia ampiana ilay ranona voasary

Mazotoa o
nahandron'i Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: 
Matériels: