Tarte aux ananas

90

zavatra ilaina

-  pâte brisée efa vonona 

- 80 g siramamy

- 75 g dibera

- 2 atody

- mananasy 6 didiny manifinify

- 1 sotro levure 

- 100 g lafarinina

Fikarakarana

Nafanaina mialoha 15minitra ny lafaoro. 

Alaina ny dibera dia navela hiempo miadana teo ary nokapohina ny atody roa dia nafangaro niaraka tao koa ny siramamy. Narotsaka koa ny lafarinina sy ny levure avy eo ary nafangaro tsara.

Rehefa vita izay dia natao tao anaty moule ny pâte brisée ary dia narotsaka teo avokoa ireo lafarinina efa nifangaro ireo. Dia napetrako tsirairay teo amboniny ireo mananasy.

Natsofoka tao anaty lafaoro 180° mandritry ny 25minitra. 

 

de NY Riana

 

Catégorie: 
Matériels: