Tomate farcie

636

FANOKAFAM-BAVONY : TOMATE FARCIE -

ZAVATRA ILAINA :

voatabia 4
nofon-trondro 400g
ovy 500g
tongolo 2
persily
mayonnaise (atody 1 + menaka 1/2L)

FIKARAKARANA AZY :

- masahana ny ovy dia potserina
- masahana ny nofon-trondro dia potehana
- manao "mayonnaise"
- endasindasina amin'ny dibera na menaka kely ny tongolo, afangaro amin'ny nofon-trondro sy ovy ary ampiana mayonnaise, afangaro.
- Zaraina 2 ny voatabia, afak asiana "style" kely toy ny amin'ny sary, dia asesika anatin'ny voatabia ny fangaro teo aloha
- alaina indray ny mayonnaise izay ampy, tetehana manify ny persily dia afangaro ao, araraka ambonin'ilay fangaro teo indray, vita.

 

 Nahandron'i Floras Rasoambelona

 

J’aimeAfficher plus de réactions
Commenter

Catégorie: