Tramezzini

Portrait de Angie
1057

TSAKITSAKY - FANOKAFAM-BAVONY : TRAMEZZINI 

Tsotra sady mora atao izy ity

ZAVATRA ILAINA:

- Pain de mie na "tramezzini" mofo fotsy fisaka tsy misy rirany 
- Saosy na creme izay tiana toy ny mayonnaise, kethup, pate d'olive vert / noir / moutarde sns

FIKARAKARANA AZY: 

-Ny Saosy na crème dia mety daholo izay misy ary azo atambatra hanome izay loko sy tsiro tiana ohatra: mavokely cocktail dia mayonnaise sy kethup ary moutarde natambatra
- raha pain de mie no ampiasaina dia esorina ny sisiny , Hosorana saosy izay tianao ny mofo ary atao mifanaingina. 
- Didihana antsy avy aty ambony makany ambany, atao endrika izay tianao dia asiana "cure-dent" atsatoka aminy mba handraisana sy tsy hampimparitaka azy.

Araho ny sary hahazoana azy.

Nahandro sy sarin'i Tiana Parlato -25.07.17

 

 

Catégorie: