Trondro sy "amandes"

968

TRUITE AUX AMANDES 

ZAVATRA ILAINA:

Trondro 
"amandes"
menaka

FIKARAKARANA AZY:

Atao anaty lapoaly tsy miraikitra toy ny "tefal" ny "amandes" dia atao lasa mena tsara fa tsy may "doré" 
Endasina na atono ny trondro efa nodiovina tsara. 
Rarahana ilay "amandes". 
Azo aroso miaraka amin'ny vary na salady sy izay tiana 
Eto moa naroso niaraka tamin'ny "poireau" sy fromazy ary voasary makirana

Am-pitiavana foana

Fanamarihana: hoy aho hoe azo soloina voanjo ny "amandes" raha tsy misy fa ilay mikarepoka iny koa no tena tsara.

- Nahandron'i Niry Rafi

Catégorie: