Tsiasisa sy saosisy

1025

 LAOKA : TSIASISA SY SAOSISY - SAUCISSE AUX LENTILLES

ZAVATRA ILAINA 

Tsiasisa
Sôsisy gasy
Voatabia
Tongolo be
Tongolo gasy
Sira
jumbo raha tiana

FIKARAKARANA AZY 

Andrahoina manokana ny tsiasisa sy ny sôsisy dia atokana 
Manao saosy voatabia (voasana ny voatabia) sy tongolo be ary tongolo gasy..
Raha tiana dia asiana jumbo hena satria Sôsisy gasy no atao
Vita izay dia nafangaro daholo asiana sira ary rano kely mba hiditra tsara ny saosy...atao ridritra ketsaketsa...
Mazotoa daholo ô!!!!

nahandron'i NovaJohn's Louh

 

Ingrédients: 
Catégorie: