Tsock aux crevettes

180

TSOCK AUX CREVETTES SEMI-SECHEES 

zavatra ilaina:

crevettes  semi-sechees na patsabe, sakamalao, vary, sauce soja, nofokisoa, coriandre, poivre, fécule, sira

Fikarakarana azy:

Lomana rano sy sayuce soja 1h ny vary

Lomana rano 5mn ny patsabe, voasana ny lohany tenehana miaraka amin'ny sakamalao dia tsihifina, ary iny rano iny no andrahoana  ny vary nalona sauce soja, dia mixer-na rehefa masaka.

Zaraina roa ny patsabe, ka ny antsasany kosa dia mixer-na miaraka amin'ny nofokisoa, coriandre, poivre, fécule, sira kely ary atao boulettes dia endasina mendy. Arotsaka anaty vary ilay atsasaky ny patsabe natokana sy ny boulettes dia avela hiketrika 10mn. Rarahana salade na laitue voatetika.

dia azo atao anaty bol fa vita

Mazotoa o

de Onitriniaina Rova Andriantsoa

Catégorie: 
Matériels: