van tan

89

 

zavatra ilaina:

- pâte:  250g farine, 2oeufs, sel, pincée de sucre, rano kely 

- farce: nofo-kisoa, coriandre, sel, poivre

Fikarakarana azy :

- afangaro ny farine, atody, sira, pincée de sucre aryrano kely mampitambatra ny pâte

- volavolaina tsara dia atao boule, saromana lamba ary asiana repos 30mn.

- zaraina maromaro dia fisahana manify, manao boribory amin'ny loham-bera dia ahodina. 

- tsy adino ny mamafy farine tsy hiraikidraikitra eo amin'ny latabatra hiasana

- karakaraina ny farce : atambatra ny nofo-kisoa, coriandre, sel, poivre miaraka mixer-na dia akatona. 

- raisina ny pate efa vita boribory dia asiana ny farce ary akatona toy ny demi-lune potserina mafy ny sisiny na atao bouchon aorina ny sisiny dia ahodina tsongoina tsara. 

- tenehana 2h ny taolan-kisoa raha tsy fady miaraka amin'ny taolan akoho sy gingembre ary sira.

- arotsaka ny van tan ka rehefa mitsingevana dia vita. 

NB: azo asiana ny garniture izay tiana ohatra : omelette sy champignons noir, ciboulette ary crevettes.

 - raha asiana nouilles dia Van Tan Mine.sary 5 

vita o!

Mazotoa 

de Onitriniaina Rova Andriantsoa 

 

Catégorie: 
Matériels: