Verrines aux fruits

903

TSINDRIN-TSAKAFO: VERRINE DE FRUITS

 

ZAVATRA ILAINA:

Kiwi
paoma

Mananasy
voaloboka maina
frezy
karoty
yaourt 
Siramamy raha tiana

FIKARAKARANA AZY

Kikisana ny karoty amin’ilay madinika indrindra.
Tetehina madinika efajoro avokoa ny voankazo rehetra : kiwi, mananasy, paoma, frezy, asiana siramamy dia afangaro ny voaloboka maina.
Afangaro ny yaourt sy ny karoty voakiky dia atao ao anaty vera
Araraka eo amboniny ny voankazo
Atao anaty vata fampangatsiahana dia vita

Mazotoa o 
Nahandron' i Hanta Nandrianina 

 

Catégorie: