Voatavo saosy

244

Voatavo saosy

zavatra ilaina:

- voatavo

- voatabia

- menaka 

- sira

- poireau na sakamalaho

Fikarakarana azy:

Voasana ny voatavo,sasana,ary tetehina.

afanaina ny menaka,atao saosy ny voatabia,

arotsaka ny voatavo.tsy asiana rano.avela ho masaka ary potipotehana ho lasa purée.

entina mamarana ny nahandro dia ny fandrotsahana poarao voatetika na sakamalaho nokikisana!!!

Aroso miaraka amin'ny vary gasy 

mazotoa

de Manitra Rasoavolahanta

Catégorie: 
Matériels: