Yaourt fait maison

27

YAOURT VITA AN-TRANO 

ZAVATRA ILAINA:

Ronono 1l 

yaourt nature ( antsasany boaty)
 

FIKARAKARANA AZY :

Andrahoina ny ronono dia rehefa mangotraka dia esorina ambony afo.

Avela hangatsiaka ary alaina ny "yaourt nature"  dia arotsaka ao hifangaro.

Dia atao anaty fitaovana fanaovana azy raha toa ka misy izany! Dia 8h izy dia vita.

Raha tsy manana dia fonosina gazety sy bodofotsy ilay atao hoe ady gasy.

Raha te hanao yaourt double creme dia asiana dibera 1 na 2 sotro fihinana ilay ronono dia vita.

mazotoa ary o

Nahandron'i Ny Riana

Ingrédients: 
Catégorie: