By Andry Rakotomavo
Akoho sy poivrons
Submitted by andry on Tue, 04/07/2015 - 11:19
224
Akoho sy poivrons
zavatra ilaina :
akoho, tongolo gasy, sakamalaho, sira, poivre, thym, sauce d'huitre, menaka, poivrons, rano.
fikarakarana azy:
nosasana ny akoho, nolomana tongolo gasy sy sakamalaho voatoto, se, poivre, thym, suace d'huitre ary menaka kely.
Arotsaka anaty vilany, avela hiketrika, rehefa ritra dia asiana oignons voatetika sy poivrons kely, tapohana rano kely ka rehefa miverina ritra dia vita.
Afaka asiana tongolo maitso na kotomila alohan'ny hibatana azy.
Mazotoa o
de Mihaja Andriamparany
Catégorie: