Côte d'agneau grillée

732

KITONOTONO - HEN'ONDRY
Côte d'agneau grillée 

Zavatra ilaina: 
"côte d'agneau"
dipoavatra 
sira 

Fikarakarana azy:
Asiana dipoavatra fotsiny ny hena dia atono, eto moa dia amin'ny "plaque electrique"
Rehefa masaka vao asiana sira 

NB: Rehefa matsiro na hoe "gouteux " ny hena dia tsy ilaina asiana sira
Azo asiana izay zava-maintso na hanitra tiana 

Am- pitiavana foana o
Nahandron'i Niry Rafi

 

Catégorie: