Champignon au curcuma

639

LAOKA TSY MISY HENA : CHAMPIGNON AU CURCUMA - OLATRA SY TAMOTAMO

Zavatra ilaina :
"Champignon" lena 500g
tongolo maitso
kotomila 200ar
tamotamo (curcuma) 1sotro fihinanana
tongolo gasy hasiny 3 lehibe
menaka

FIkarakarana azy :
- Ampangotrahana ny rano , rehefa mivadibadika dia arotsaka ny olatra efa voasasa
- rehefa mangotraka 5minitra dia tsihifina ny rano
- soloina rano mandifotra avy eo dia tenehana, alefa ao ny tongolo gasy, rehefa kely sisa tsy ho ritra dia asiana menaka sy vovoka tamotamo
- rehefa miala ambony afo vao arotsaka tongolo maitso sy kotomila voatetika, izy mbola mafana iny

Mazotoa o

Lah Randria 

Catégorie: