Saumon pané au four

655

LAOKA na SAKAFO MAHALEO TENA : Saumon pané au four 
Azo andrahoina anaty lapoaly koa izy io , na atono , tena tsara tokoa

Zavatra ilaina :

saumon 
menaka oliva
Chapelure
sira

Fikarakarana azy: 

- Hafanaina ny lafaoro a 200° 10 min 
- sasana tsara ny saumon dia tetehina araka ny habeany tiana 
- maka lasitra dia asiana menaka ,
- alaina ny saumon tsirairay dia akasoka ao amin'ilay "chapelure" efa nasiana sira kely ary alahatra ao anaty lasitra. 
- Ampidirina lafaoro 10 min eo

NB: raha tiana dia azo tetehina majinika ny tongolo gasy sy persil dia afangaro amin'ny "chapelure", alaina ny saumon tsirairay dia akasoka ao ary alahatra ao anaty lasitra.

Mazotoa

Catégorie: