Voanjobory lena sy trondro

Portrait de Angie
675

Voanjobory lena  sy trondro

Zavatra ilaina 

Trondro,
voanjobory,
tongolo
voatabia,
tongolo lay,
curry,
sira,
menaka fanendasana

Fikarakarana azy

Andrahoana mialoha ny voanjobory asiana sira.
Endasina ny trondro, tsy dia atao may loatra dia atokana.
Manao saosy tongolo sy voatabia ary carry, dia tapohina rano kely ary avela ho masaka 
Atambatra ireo nahandro telo ireo avy eo dia avela hifandray tsara ny tsiro. 
Andramana ny sira rehefa akaiky ho masaka !

Mazotoa 

Nahandron'i Lova Ramanantoanina‎

 

Catégorie: