Mascarpone

280

 

MASCARPONE 

Zavatra ilaina:

500ml de crème fraiche,

1 cs de jus de citron

Fikarakarana azy

Maka vilany 1 asiana rano anaovana bain-marie ny crème.

Ny crème fraiche atao ao anaty bol afaka atsoboka bain-marie.

Ampangotrahana ny rano ka alefa ao ny bol misy ny crème fraiche efa naroaroana tsara ,ampidinina ny afo ary haroina foana pendant 15mn ary alefa koa ny jus de citron, aroarona foana .

Vita ny 15mn dia avela hangatsiaka , ary afaka 20mn dia maka lamba madio atao anaty passoire dia araraka ao ny crème dia asiana zavatra hitaty ny rano miala ny passoire ,

Saromana film na vilia .24H AU FRIGO dia vita ny mascarpone!

Recette de Dolly Andrianarimanga

sary de Noro-Liva Rakotondrasamba

 

Catégorie: 
Matériels: