By Andry Rakotomavo
Fitehirizana zava-maintso
Submitted by andry on Wed, 12/02/2015 - 08:57
Fitehirizana zava-maintso
natolotr'i Dina Ramangatsihoarana
Ny zava-maintso tongolo maintso, basilic, persil, kotomila, menthe ...
Sasana tsara dia totoina na tetehana madinika dia atao amin'ny "bac à glaçon"
Asiana rano na menaka (oliva no tena tsara);
Rehefa mivaingana tsara dia avadika anaty sac de congélation amin'izay ka mamoaka fotsiny isaky ny mila.
Type: