Submitted by Angie on Wed, 11/11/2015 - 11:25
BARANJELY
-Ahitana vitamine maro ,be otrik'aina,kalsioma ary tena manadio ny ao anaty
-manampy amin'ny fanalana tavy anaty
-manampy amin'ny fiasan'ny aty
-mampiena ny tahan'ny "cholestérol"
-mahatsara ny fandevonan-kanina
-manampy ny fomba fiasan'ny tsinay,mahatsara ny tsinay,misoroka ny homamiadan'ny tsinay be
-misy singa mampiena ny tahan'ny homamiadana ao amin'ny baranjely
-tsara ho an'ny olona ambony tosi-dra,goty,mitohana.
Ankoatry ny atao amin'ny sakafo dia ireto misy fomba azo hampiasana azy: