Sakafo Malagasy - Cuisine Malgache

MAMINA na Malagasy Mizara Nahandro dia teraka avy amin'ny mpikambana ao amin'ny vondrona MALAGASY MIZARA NAHANDRO ao amin'ny facebook. Tohiny
 

  Kaonfitiora voatsinefy – confiture de jujube Miarahaba o, tena be mpitia ny voatsinefy any Madagasikara. Ankoatry ny fihinana azy amin'izao dia azo atao tsara koa ny manao azy ho kaonfitiora.  ZAVATRA ILAINA: Voatsinefy Rano Siramamy    FIKARAKARANA AZY:
Plus...
Flan Miarahaba antsika rehetra o Flan indray no atolotra antsika anio ZAVATRA ILAINA: Sokolà (chocolat ) Voaloboka maina (raisin sec ) tsy voatery Ronono velona 1,5l ( iray litatra sy tapany) , siramamy izay tiana lakirema “crème pâtissière” iray fonosana FIKARAKARANA AZY:
Plus...
Miarahaba am-pifaliana Bajia voanemba indray no aroso ho antsika eto, tsy misy fatra moa fa araka ny tiana ampiasaiana avokoa. Efa misy karazany maro ihany koa ato amin'ny vohikala.  BAJIA VOANEMBA ZAVATRA ILAINA: voanemba, sira, poarao (poireaux), sakamalaho tongolo gasy carry dipoavatra menaka hanendasana azy FIKARAKARANA AZY: 
Plus...
Miarahaba am-pifaliana, Ela ela tsy nizara ireo nahandron'ny malagasy ao amin'ny vondrona malagasy mizara nahandro dia hanomboka eto dia hiezaka hametraka izany eto indray.  Hanombohana azy dia ity mofo menakely natolotr'i Julietta Gie ity izay tsotra sady mora tokoa.  Mazotoa ary MOFO MENAKELY ZAVATRA ILAINA
Plus...
LASARY MANGA SY KAROTY miarahaba am-pifaliana, ZAVATRA ILAINA manga Karoty Tongolo be Kotomila Sira Voasary makirana Menaka oliva Siramamy kely FIKARAKARANA AZY Tetehana na kikisana araka izay hitiavana azy ny manga sy karoty ary tongolo be. Asiana menaka sy voasary makirana ary sira sy siramamy kely raha tiana. Farany vao araraka ny kotomila voatetika. Mazotoa o
Plus...
Subscribe to Front page feed