By Andry Rakotomavo
Salade de fruit
Submitted by andry on Fri, 02/20/2015 - 14:12
112
TSINDRIN-TSAKAFO - DESSERT : SALADE DE FRUIT
Mora atao tokoa ary afaka mampiasa izay zava-misy araka ny fotoana.
ZAVATRA ILAINA:
litchis,
manga,
mananasy,
paoma,
poara,
azo ampiana fraise koa ohatra
ranomboasary makirana
FIKARAKARANA AZY:
Sasana tsara avokoa ny voankazo
Voasana dia tapatapahina atao somary mitovy habeany daholo izy rehetra,
Rarahana ranomboasary makirana
Asina siramamy arak'izay itiavana azy,
Asiana biscuit haingony
vita tompoko dia mazotoa o !
Nahanadron'i Holinirina Ramanankasina
Catégorie: