By Andry Rakotomavo
Oeuf dur décoré
Submitted by andry on Tue, 04/07/2015 - 16:06
229
Oeuf dur décoré
zavatra ilaina :
atody, tantely, ketchup, romarin, crevette, saumon, pousse de soja, salade.
fikarakarana azy
Nandrahoina ny atody, novoasana dia nozairaina roa
ny antsasany nalana ny jaune ary antsasany navela,
ny nanaovako an'ilay nalana dia nafangaroko tamin'ny tantely sy ketchup ary romarin dia naverina teo ambonony ihany dia nasina crevettes kely teo amboniny
ny iray dia nasiana nofona saumon sy crevettes kely koa
ny lafikiny lovia dia soja sy salade kely izay tsy nasina sauce
mazotoa ary o
de Prisca Randriharimalala
Catégorie:
Matériels: