By Andry Rakotomavo
Crème renversée 2
Submitted by andry on Fri, 09/04/2015 - 17:13
318
Crème renversée
Zavatra ilaina:
ronono 1l,atody 3,siramamy 100g,gousse de vanille ary sira 1 tsongo
Fikarakarana azy:
Ampangotrahina ny ronono asiana ny siramamy,gousse de vanille ary sira 1 tsongo,
Kapohana ny atody ary esorina ambony afo ilay ronono dia arotsaka tsikelikely ao amin'ilay atody sady kapohana hatrany.
Atao amin'ny vera na lasitra izay tiana dia atao bain- marie 7 mn sady saromana tsara amin'ny feu doux dia vita
Atao anaty frigo rehefa mangatsiaka, azo atao dessert na gouter
dia mazotoa o
de Liva Rabarisoa
Catégorie: