By Andry Rakotomavo
Akoho sy kabaro saosy
Submitted by andry on Tue, 04/07/2015 - 15:11
226
Poulet au kabaro sauce
zavatra ilaina:
akoho, kabaro, tongolo be, menaka, sira, voatabia, tongolo gasy
fikarakarana azy:
nendasina ny poulet mba hisy lokony sy tsy hiparitaka,
nandrahoina mitokana ny kabaro,
notetehina maventy ny tongolo ary nendasina ho masaka
narotsaka ny tongolo gasy ary nafangaro,
narotsaka ny poulet sy ny tomates sauce ary ny kabaro efa masaka dia afangaro,
tenehina amin'ny afo malefaka mandrapivoaka ny tsirony sy ny fofokanina.
Aroso miaraka amin'ny vary fotsy
mazotoa homana o
de Prisca Randriharimalala
Ingrédients:
Catégorie:
Matériels: