By Andry Rakotomavo
Chocolat au coco
Submitted by andry on Sat, 01/02/2016 - 23:49
485
CHOCOLAT MAISON FOURRES COCO - sokolà misy coco vita ao an-trano
Zavatra ilaina:
Mini choco noir 10,
coco voakiky 1/2 pot yaourt,
Nestlé 1/2pot yaourt
Fikarakarana:
- Atsonika ny chocolat dia asiana io ny lasitra (tena mety raha moule silicone) amin'ny alalan'ny sotrokely na pinceau, ampidirina frigo 5mn
- Atambatra ny kikina coco sy ny nestlé (atao 1andro mialoha io dia ampidirina frigo). Asiana io ilay chocolat efa natao tao anaty lasitra (jereo ny sary) dia ampidirina frigo indray 5mn
- Saromana ny ambina rihatra chocolat ilay ao anaty lasitra dia ampidirina frigo indray 5mn
- Esorina moramora anaty lasitra avy eo.
Mazotoa o
Nahandron'i Aina Rakotoarisoa
Catégorie: