By Andry Rakotomavo
Gogo grillé
Submitted by andry on Sun, 02/22/2015 - 12:02
131
GOGO GRILLE
zavatra ilaina:
Gogo 750g
citron 1
combava
huile d’olive 5 sotro fihinanana
sira
thyn
Fikarakarana azy:
Alaina ny gogo voasasa tsara
Potserina ny voasary makirana 1
kikisana ny combava
maka bol dia atao ao ny gogo ary lomana mandritra ny 2h amin’ny ranona citron 1 sy combava voakiky, asiana huile d’olive 5 sotro fihinanana, sira ary thyn.
Avadibadika matetika izy ilay milona ao iny.
Rehefa avy eo dia atono.
Aroso miaraka amin'ny vary sy légumes na gratin de riz aux legumes
MAZOTOA HOMANA E!
De Aina Rakotoarisoa
Catégorie:
Matériels: