By Andry Rakotomavo
Henakisoa sy akoho ary crevette
Submitted by andry on Sun, 03/01/2015 - 01:25
156
Akoho sy hena- kisoa ary " crevettes" andramo anie fa tena natsiro !!!!
Zavatra ilaina :
henakisoa,
crevettes,
akoho,
tongolo gasy,
voatabia,
tongolo be,
sira,
menaka
Fikarakarana azy:
- andrahoina mitokana amin'ny vilany tsirairay avy ny hena kisoa, ny akoho ary ny crevettes,
- manao saosy mitokana koa : tongolo be sy tongolo gasy ary voatabia, sira
- afangaro daholo rehefa samy ridritra ny rehetra dia avela hiaraka hiketrika kely dia rehefa ritra tsara mitambatra ny tsiro dia vita
Mazotoa homana tompoko o
Nahandron'i Aina JS
Catégorie: