By Andry Rakotomavo
kotileta sy celeri
Submitted by andry on Sat, 05/30/2015 - 01:07
277
Kotileta sy celeri: laoka tsotra sy hafakely
zavatra ilaina:
kotileta, tongolo be, tongolo gasy, céleri, sira, rano kely
Fikarakarana azy :
Andrahoina amin'ny rano tsy asiana menaka ny kotileta ary asiana sira.
Rehefa ritra sy mendy tsara dia arotsaka ny tongolo be, tongolo gasy vototo na voatetika
Dia andrasana mendimendy ihany koa ny saosy vao alatsaka ny celeri dia aroina tsara.
Ampiana sira kely raha tsy ampy eto na sauce soja kely raha tia
Avela ho masaka tsara ao dia vita.
Mazotoa ary o
recette de Ialy Destiny
Ingrédients:
Catégorie:
Matériels: