By Andry Rakotomavo
Laingon'ny brocolì
Submitted by andry on Sun, 02/12/2017 - 18:21
908
LAOKA VEGETARIEN: FRIARELLI – LAINGON’NY BROCOLI’
ZAVATRA ILAINA
Friarelli (napolitain) na laingona brocolì izay ampy
Tongolo lay hasina 1
menaka oliva
Sira
Sakay izay tiana
FIKARAKARANA:
- Atao anaty lapoaly ny menaka oliva kely sy ny sakay ary ny tongolo gasy , atao afo malefaka mba haka tsiro tsara fa tsy ho may
- Arotsaka ny anana efa voasasa tamin’ny rano mangatsiaka ary voaetika lehibebe , avela ho mendimendy asiana sira izay tiana dia vita.
Azo hohanina amin'ny hena, na trondro, na atao amin'ny pizza, na hohanina amin'ny vary
Mazotoa o
Catégorie: