By Andry Rakotomavo
Madeleine 1
Submitted by andry on Tue, 04/21/2015 - 11:48
252
Madeleine
Zavatra ilaina
Atody : 4
Lafarinina : 200grs
Siramamy : 150 grs
Levure chimique : 5grs
Dibera : 50grs
Sira : indray mitsongo
Hanitra : izay tiana
Fikarakarana azy:
Hafanaina ny four.
Kapohina ny atody sy ny siramamy araraka tsikelikely
Vita izy rehefa mitombo avo roa heny ny habetsahany sady lasa toy ny “ruban”
Araraka tsikelikely ny lafarinina (efa nosivanina niaraka amin’ny levure)
Araraka ny dibera noepoina na menaka raha tsy misy dibera
Asiana sira indray mitsongo
Asiana hanitra (parfum) izay tiana
Hosorana dibera ny lasitra
Andrahoina 25 minitra, 180°C
dia mazotoa indray ary o
de Angiliette Raholiarisoa
Catégorie: