By Andry Rakotomavo
Pate de banane
Ity indray dia recette azo atao amin'ny voankazo hafa koa fa eto aloha dia akondro no atao
zavatra ilaina
Akondro
siramamy mitovy lanja amin'ny akondro
ranom-boasary makirana (citron) (OBLIGATOIRE) tapaky ny vera hoan'ny akondro 500g.
Fikarakarana azy
ETAPE 1 : Mixeo ny akondro
ETAPE 2 : Ataovy ambony afo miaraka amin'ny ilay sucre
ETAPE 3 : Andrahoy eo mandrapaharitrany
ETAPE 4 : Rehefa ritra dia arotsaho ny citron rehefa ridritra indray ilay citron (miendaka amin'ny vody vilany ilay fangaro) dia alaivo ny plaque asio menaka zay vao asiana emballage.
ETAPE 5 : Velaro eo ilay pate banane dia atapy andro.Izay mahamaina azy dia teteho.
ETAPE 6 : Rouleo anaty sucre.
NB : Tsy hoe vao vita izy dia lasa mainty an !!! Marron aloha dia rehefa elaela mihamainty
Tehirizo anaty boite hermetique.azo tehirizina amambolana.Saingy raha ho tehirizina dia rehefa hohanina vao asiana sucre
Mazotoa o
recette de Mino Soa Randriambao