By Andry Rakotomavo
salade d'oranges
Submitted by andry on Tue, 02/10/2015 - 01:33
45
Salady voasary - Salade d'oranges
Tena mora atao indrindra sady tsara no mahasalama ny salade d'oranges,
zavatra ilaina:
voasary, tongolo be na tongolo maintso, ravina "menthe frais" (raha tia) , sira,menaka oliva, dipoavatra.
Fikarakarana azy:
Voasana ny voasary esorina tsara ilay hodiny fotsiny iny dia tetehina boribory na "en dé" araka izay tiana , tetehana ny tongolo be na tongolo maintso, asiana ravina "menthe frais", asiana sira, dipoavatra ary menaka oliveaary aroso avy hatrany mba tsy hiteraka ranom-boasary be loatra.
ny anay matetika aroso miaraka amin'ny hena natono na koa hohanina amin'ny charcuterie sy fromage ary mofo
mazotoa homana o
Catégorie:
Matériels: