By Andry Rakotomavo
Salade gourmande
Submitted by andry on Sun, 02/15/2015 - 08:14
72
zavatra ilaina:
fromage, charcuterie, poivron, voatabia, atody, poulet, citron, menaka, sira
Fikarakarana azy:
andrahoina amin'ny akora ny atody
tapahana lavalava ny fromage, charcuterie, poivron sy voatabia.
tetehina en dé kosa ny nofon'akoho
manao sauce vinaigrette : menaka , sira, siramamy kely , citron na vinaigre
Afangaro amin'ny sauce vinaigrette (afaka asiana mayonnaise) ny rehetra
ny habetsakin'ny ingrédient tsirairay dia miankina amin'ny hitiavana azy
Mazotoa homana o
de Fanomezantsoa Ando Andrianandrianina Razafindrakoto
Catégorie: