By Andry Rakotomavo
Trondro saosy
Submitted by andry on Sun, 02/15/2015 - 07:00
70
Zavatra ilaina:
trondro, voatabia, tongolo be, tongolo lay, menaka, Sira
Fikarakarana azy
- manao saosy voatabia sy tongolo oignon voatetika ary asiana tongolo gasy kely voatoto.
- zaraina roa ny sauce ka ny antsasany atao ao anaty vilany ny antsasany esorina amin'ny vilia aloha
- rehefa voasasa tsara ny trondro dia tetehana araka izay tiana na koa avela ho ilay ngezabe,
- apetraka eo ambonin'ilay sauce ny trondro ary atao eo amboniny ilay sauce tamin'ny vilia
- ampiana menaka kely ihany sy rano 1 verre dia tsy kitihina intsony mandrapaha masaka
ps : atao afo ambany
mazotoa o
Ingrédients:
Catégorie:
Matériels: